-
Deoteronomia 12:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mandehana kosa any amin’izay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra mba hametrahana ny anarany sy honenany, dia any ianareo no hanompo azy.+
-
-
1 Mpanjaka 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Taorian’izay, dia nisy mpivaro-tena anankiroa nankao amin’ny mpanjaka ka nitsangana teo anatrehany.
-