Deoteronomia 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia ho hitan’ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany fa antsoina amin’ny anaran’i Jehovah ianao,+ ka hatahotra anao izy ireo.+ Isaia 43:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako,+Sy noforoniko mba hanomezana voninahitra ahy,Ary izay novolavolaiko sy nataoko.’+ Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Dia ho hitan’ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany fa antsoina amin’ny anaran’i Jehovah ianao,+ ka hatahotra anao izy ireo.+
7 Dia izay rehetra antsoina amin’ny anarako,+Sy noforoniko mba hanomezana voninahitra ahy,Ary izay novolavolaiko sy nataoko.’+