Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Daniela 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+ Asan’ny Apostoly 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Amin’izay dia hazoto hitady an’i Jehovah* ny olona sisa tavela, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, dia ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah,* izay hanao an’izany zavatra+
19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+
17 Amin’izay dia hazoto hitady an’i Jehovah* ny olona sisa tavela, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, dia ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah,* izay hanao an’izany zavatra+