FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 79:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Aza atao ampamoaka noho ny fahadisoan’ny razambenay+ izahay.

      Mba amindrao fo haingana re izahay e,+

      Fa nambanina tanteraka!

       9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay+ ô, ampio izahay

      Noho ny anaranao be voninahitra;

      Vonjeo izahay ary avelao* ny fahotanay, noho ny anaranao.+

  • Isaia 63:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fotoana fohy ihany ny vahoakanao masina no nanana an’ilay tany nomenao,

      Dia nohitsakitsahin’ny fahavalonay ny toeranao masina.+

      19 Lasa hoatran’ny olona tsy mba nofehezinao mihitsy izahay nandritra ny fotoana ela be,

      Sady toy ny hoe tsy mba nantsoina tamin’ny anaranao mihitsy.

  • Jeremia 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nahoana ianao no hoatran’ny olona very hevitra,

      Sy hoatran’ny lehilahy matanjaka tsy afaka mamonjy?

      Fa ianao no eo aminay, Jehovah ô,+

      Ary mitondra ny anaranao izahay.+

      Aza dia afoy re izahay e!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara