Salamo 69:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary aza mihodina tsy hijery* ny mpanomponao.+ Mba valio haingana aho fa mijaly.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+
22 Noho i Jehovah tia antsika sy tsy mivadika amintsika no tsy maharipaka antsika,+Satria tsy mety lany mihitsy ny famindram-pony.+