Salamo 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Jehovah ô, iantrao aho fa mijaly. Reraky ny fahoriana ny masoko+ sy ny vatako manontolo.*+ Salamo 40:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, mba vonjeo re aho e!+ Jehovah ô, mba ampio haingana aho!+