-
Nomery 6:23-27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 “Teneno i Arona sy ny zanany hoe: ‘Izao no tsodrano+ hataonareo amin’ny vahoakan’Israely:
24 “Enga anie i Jehovah hitahy anao+ sy hiaro anao!
25 Ho miramirana* aminao anie i Jehovah+ ka hankasitraka anao!
26 Ho tsara fanahy* aminao anie i Jehovah ka hanome fiadanana anao!”’+
27 Ary hampiasa ny anarako eo amin’ny vahoakan’Israely izy ireo,+ mba hitahiako azy.”+
-