Salamo 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hanome hery ny vahoakany i Jehovah.+ Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana.+ Lioka 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Voninahitra ho an’Andriamanitra any amin’ny avo indrindra, ary fiadanana* etỳ ambonin’ny tany ho an’ny olona ankasitrahany!”
14 “Voninahitra ho an’Andriamanitra any amin’ny avo indrindra, ary fiadanana* etỳ ambonin’ny tany ho an’ny olona ankasitrahany!”