-
Eksodosy 8:31, 32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Koa nataon’i Jehovah izay nolazain’i Mosesy, ka niala tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra. Tsy nisy tavela na iray aza. 32 Mbola niziriziry tamin’ny heviny* indray anefa i Farao, ka tsy nalefany ny vahoaka.
-