Eksodosy 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izaho kosa hamela an’i Farao* hiziriziry amin’ny heviny,+ ka hampitomboiko ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eto Ejipta.+ Eksodosy 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ilay loza, dia niziriziry tamin’ny heviny* izy.+ Tsy nety nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah. Eksodosy 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Navelan’i Jehovah hiziriziry tamin’ny heviny anefa i Farao.* Tsy nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy.+ Eksodosy 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanao an’izany fahagagana rehetra izany teo anatrehan’i Farao i Mosesy sy Arona.+ Navelan’i Jehovah hiziriziry tamin’ny heviny anefa i Farao,* ka tsy nalefany hiala tao amin’ny taniny ny Israelita.+ Romanina 9:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Izaho kosa hamela an’i Farao* hiziriziry amin’ny heviny,+ ka hampitomboiko ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eto Ejipta.+
15 Rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ilay loza, dia niziriziry tamin’ny heviny* izy.+ Tsy nety nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.
12 Navelan’i Jehovah hiziriziry tamin’ny heviny anefa i Farao.* Tsy nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah tamin’i Mosesy.+
10 Nanao an’izany fahagagana rehetra izany teo anatrehan’i Farao i Mosesy sy Arona.+ Navelan’i Jehovah hiziriziry tamin’ny heviny anefa i Farao,* ka tsy nalefany hiala tao amin’ny taniny ny Israelita.+