-
Eksodosy 7:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Na izany aza, dia niziriziry tamin’ny heviny i Farao+ ka tsy nihaino azy mirahalahy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.
-
-
Eksodosy 9:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Ary mbola mafy loha ihany i Farao ka tsy nandefa ny Israelita, araka ny efa nolazain’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy.+
-
-
Eksodosy 10:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Koa navelan’i Jehovah hiziriziry tamin’ny heviny i Farao, ka tsy nanaiky handefa an’ireo Israelita.+
-