Eksodosy 31:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Vao vita ny resak’izy sy Mosesy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ izany hoe ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+ Lioka 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa raha ny rantsantanan’Andriamanitra+ kosa no amoahako demonia, dia efa tonga ny Fanjakan’Andriamanitra nefa tsy fantatrareo akory.*+
18 Vao vita ny resak’izy sy Mosesy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ izany hoe ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+
20 Fa raha ny rantsantanan’Andriamanitra+ kosa no amoahako demonia, dia efa tonga ny Fanjakan’Andriamanitra nefa tsy fantatrareo akory.*+