FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra ary mijanòna atỳ. Dia homeko anao ireo takela-bato, ary hosoratako eo ny lalàna sy ny didy hampianarina ny vahoaka.”+

  • Eksodosy 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nihodina i Mosesy ka nidina avy tany an-tendrombohitra, ary teny an-tanany+ ny takela-bato roa nisy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ Nisy soratra ny lafiny roa tamin’ireo takela-bato ireo, izany hoe ny ambadika sy ambadika.

  • Deoteronomia 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nolazainy taminareo ilay fifanekena nasainy harahinareo,+ dia ny Didy Folo.*+ Nosoratany teo amin’ny takela-bato roa ilay izy avy eo.+

  • Deoteronomia 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Dia nihodina aho, ka nidina avy teo amin’ilay tendrombohitra mbola nirehitra.+ Teny amin’ny tanako roa ny takela-bato roa misy ny fifanekena.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara