Eksodosy 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa niteny tamin’i Farao ireo mpisorona mpanao sikidy hoe: “Tena rantsantanan’Andriamanitra ity!”+ Mbola niziriziry tamin’ny heviny foana anefa i Farao* ka tsy nihaino azy roa lahy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.
19 Koa niteny tamin’i Farao ireo mpisorona mpanao sikidy hoe: “Tena rantsantanan’Andriamanitra ity!”+ Mbola niziriziry tamin’ny heviny foana anefa i Farao* ka tsy nihaino azy roa lahy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.