FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Nomeko hery hanaovana fahagagana ianao. Koa rehefa tafaverina any Ejipta ianao, dia tena ataovy eo anatrehan’i Farao ireny fahagagana rehetra ireny.+ Fa izaho kosa hamela azy* hiziriziry amin’ny heviny,+ ka tsy halefany ny vahoaka.+

  • Eksodosy 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa nataon’i Jehovah izay nangatahin’i Mosesy, ka maty tsikelikely ny sahona tany an-trano sy teny an-tokotany ary tany an-tsaha.

  • Eksodosy 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ilay loza, dia niziriziry tamin’ny heviny* izy.+ Tsy nety nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara