-
Eksodosy 10:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary ho rakotra valala ny tany, ka tsy ho tazana intsony. Dia ho lanin’ireny izay sisa tsy potiky ny havandra. Hohanin’ireny koa ny hazo rehetra maniry any an-tsaha.+
-
-
Salamo 105:34, 35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Niteny izy dia tonga nanafika ny valala,
Dia zana-balala tsy hita isa.+
35 Nohanin’ireny daholo ny zavamaniry tao amin’ilay tany,
Ary nohaniny ny vokatry ny tany.
-