FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 10:13-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tonga dia natsotran’i Mosesy teo ambonin’i Ejipta ny tehiny. Ary nataon’i Jehovah nisy rivotra avy any atsinanana nitsoka teo amin’ilay tany, nandritra an’iny andro iny sy nandritra ny alina manontolo. Rehefa maraina ny andro, dia nentin’ny rivotra avy any atsinanana ny valala. 14 Ary niakatra nanerana an’i Ejipta ny valala, dia nipetraka teny amin’ny faritra rehetra tao,+ ka tena nanelingelina be mihitsy.+ Mbola tsy nisy valala be dia be hoatr’izany mihitsy talohan’izay, sady tsy hisy hoatr’izany intsony koa. 15 Rakotra valala ny faritra rehetra ka lasa maizina ilay tany. Dia nohaniny daholo ny zavamaniry rehetra teo amin’ilay tany sy ny voankazo rehetra teny amin’ny hazo, dia izay sisa tsy potiky ny havandra. Tsy nisy zava-maitso tavela intsony eran’i Ejipta, na teny amin’ny hazo, na teny amin’ny zavamaniry tany an-tsaha.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara