-
Salamo 78:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Naripany daholo ny lahimatoa tany Ejipta+ tamin’ny farany,
Dia ireo nateraka voalohany tao amin’ny tranolain’i Hama.
-
-
Salamo 105:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Dia naripak’Andriamanitra ny lahimatoa rehetra tao amin’ny tanin’izy ireo,+
Izany hoe ireo naterany voalohany.
-
-
Salamo 136:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Novonoiny ho faty ny lahimatoan’i Ejipta,+
Fa be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay.
-