FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:21-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tonga dia nantsoin’i Mosesy ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely,+ ka nilazany hoe: “Mandehana mifantina biby* mbola vantombantony ho an’ny fianakavianareo tsirairay, dia vonoy ilay izy mba hatao sorona hankalazana ny Paska. 22 Dia makà hysopa* iray fehezana, ary atsobohy ao amin’ilay ra ao anaty koveta izany. Dia afafazo eo amin’ny tataom-baravarana sy eo amin’ny tolàna roa ilay ra. Ary aza misy mivoaka ny tranonareo ianareo mandra-paharainan’ny andro. 23 Amin’izay rehefa mandalo hamely an’ireo Ejipsianina i Jehovah ka mahita ny ra eo amin’ny tataom-baravarana sy ny tolàna roa, dia holalovan’i Jehovah fotsiny ilay varavarana, ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo ny loza mahafaty.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara