Hebreo 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Finoana no nahatonga azy hankalaza ny Paska sy hanosotra ra teo amin’ny tolàm-baravarana, mba tsy hamely* ny lahimatoa+ teo amin’ny Israelita ny mpandringana.
28 Finoana no nahatonga azy hankalaza ny Paska sy hanosotra ra teo amin’ny tolàm-baravarana, mba tsy hamely* ny lahimatoa+ teo amin’ny Israelita ny mpandringana.