1 Korintianina 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy, ilay zanak’ondrin’ny+ Paska. Hebreo 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Finoana no nahatonga azy hankalaza ny Paska sy hanosotra ra teo amin’ny tolàm-baravarana, mba tsy hamely* ny lahimatoa+ teo amin’ny Israelita ny mpandringana.
7 Esory ny lalivay efa ela, mba ho koba vaovao ianareo, satria tsy tokony hisy lalivay ianareo. Fa efa natao sorona+ tokoa i Kristy, ilay zanak’ondrin’ny+ Paska.
28 Finoana no nahatonga azy hankalaza ny Paska sy hanosotra ra teo amin’ny tolàm-baravarana, mba tsy hamely* ny lahimatoa+ teo amin’ny Israelita ny mpandringana.