FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hohanina amin’ny andro anolorana azy ny henan’ny sorona iombonana atao sorona fisaorana, fa tsy tokony hisy hotehirizina mandra-paharainan’ny andro.+

  • Levitikosy 22:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Raha manao sorona biby ianareo ho sorona fisaorana ho an’i Jehovah,+ dia ataovy mba hahazoana sitraka aminy izany. 30 Tokony hohanina ny androtr’iny izany, fa tsy hamelana mandra-paharainan’ny andro.+ Izaho no Jehovah.

  • Deoteronomia 16:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy tokony hahitana lalivay ao aminao, sy ao amin’ny taninao rehetra, mandritra ny fito andro.+ Ary tsy tokony hisy hotehirizina mandra-paharainan’ny andro ny hena hataonao sorona amin’ny harivan’ny andro voalohany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara