Levitikosy 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona tsy nahazo alalana.*+ Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona hafa firenena mivahiny ao amin’ny mpisorona na ny olona karamaina.
10 “‘Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona tsy nahazo alalana.*+ Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona hafa firenena mivahiny ao amin’ny mpisorona na ny olona karamaina.