Eksodosy 29:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hohanin’izy ireo ny zavatra nampiasaina tamin’ny fandrakofam-pahotana, mba hanendrena azy ireo ho mpisorona* sy hanamasinana azy ireo. Tsy mahazo mihinana an’izany kosa ny olona tsy nahazo alalana,* satria zava-masina izany.+
33 Hohanin’izy ireo ny zavatra nampiasaina tamin’ny fandrakofam-pahotana, mba hanendrena azy ireo ho mpisorona* sy hanamasinana azy ireo. Tsy mahazo mihinana an’izany kosa ny olona tsy nahazo alalana,* satria zava-masina izany.+