10 “‘Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona tsy nahazo alalana.*+ Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona hafa firenena mivahiny ao amin’ny mpisorona na ny olona karamaina.
10 Ary tendreo hanao ny asan’ny mpisorona+ i Arona sy ny zanany lahy. Hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky ny toerana masina.”+