-
Levitikosy 24:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no hampiharina aminareo, na vahiny na teratany.+ Izaho mantsy no Jehovah Andriamanitrareo.’”
-
-
Nomery 15:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Lalàna iray sy didim-pitsarana iray ihany no ho anareo sy ho an’ny hafa firenena mipetraka eo aminareo.’”
-