-
Eksodosy 12:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Lalàna iray ihany no hihatra amin’ny teratany sy ny vahiny monina eo aminareo.”+
-
-
Nomery 15:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Lalàna iray sy didim-pitsarana iray ihany no ho anareo sy ho an’ny hafa firenena mipetraka eo aminareo.’”
-