Salamo 105:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Namelatra rahona izy mba hanakonana azy ireo,+ Ary afo mba hanazavana azy ireo nandritra ny alina.+ 1 Korintianina 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa nandeha teo ambanin’ny rahona daholo ny razambentsika,+ ary namakivaky ny ranomasina izy rehetra.+
39 Namelatra rahona izy mba hanakonana azy ireo,+ Ary afo mba hanazavana azy ireo nandritra ny alina.+
10 Tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa nandeha teo ambanin’ny rahona daholo ny razambentsika,+ ary namakivaky ny ranomasina izy rehetra.+