FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 24:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Rehefa nentiko nivoaka avy tany Ejipta ny razambenareo,*+ dia tonga teo amin’ny ranomasina. Ary nanenjika azy ireo hatreny amin’ny Ranomasina Mena ny Ejipsianina, niaraka tamin’ny kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly.+ 7 Dia nitaraina mafy tamin’i Jehovah ny razambenareo,*+ ka nasiany haizina nanelanelana anareo sy ny Ejipsianina. Ary nosaronany tamin’ny ranomasina izy ireo ka nataony difotra.+ Ny masonareo mihitsy no nahita an’izay nataoko tany Ejipta.+ Ary nijanona tany an-tany efitra nandritra ny taona* maro ianareo.+

  • Nehemia 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Hitanao ny fahorian’ny razambenay tany Ejipta,+ ary henonao ny fitarainany teo amoron’ny Ranomasina Mena.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara