FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niteny tamin’izy mirahalahy foana ny Israelita hoe: “Naleonay ihany matin’ny tanan’i Jehovah tany Ejipta, tamin’izahay nipetraka teo akaikin’ny vilany fandrahoan-kena,+ sady nihinana an’izay mofo laninay. Fa nentinareo atỳ an-tany efitra atỳ izahay izao, mba ho faty mosary ity fiangonana manontolo ity.”+

  • Eksodosy 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Main’ny hetaheta anefa ny vahoaka rehefa tany, ka nimenomenona tamin’i Mosesy foana+ hoe: “Fa maninona izahay no nentinao niakatra avy tany Ejipta? Tianao ho fatin’ny hetaheta atỳ angaha izahay sy ny zanakay ary ny biby fiompinay?”

  • Nomery 14:2-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 106:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tsy nankasitrahan’ny* razambenay tany Ejipta ireo zavatra mahatalanjona nataonao.

      Tsy tadidin’izy ireo fa be fitiavana sy tsy mivadika ianao.

      Nikomy kosa izy ireo teo amin’ny ranomasina, dia ny Ranomasina Mena.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara