-
Eksodosy 14:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia niteny tamin’i Mosesy izy ireo hoe: “Tsy misy toeram-pandevenana angaha any Ejipta no nentinao ho faty atỳ an-tany efitra atỳ izahay?+ Fa inona ity nataonao taminay? Fa maninona no nentinao nivoaka avy tany Ejipta izahay? 12 Tsy izao mihitsy ve ilay efa nolazainay taminao tany Ejipta hoe: ‘Aza mandrebireby anay, fa avelao izahay hanompo ny Ejipsianina’? Fa aleonay manompo ny Ejipsianina toy izay ho faty atỳ an-tany efitra atỳ.”+
-