-
Deoteronomia 20:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 hoe: ‘Mihainoa, ry Israely ô! Handeha hiady amin’ny fahavalonareo ianareo izao, ka aza mitebiteby. Aza matahotra na mihorohoro na mangovitra noho ny aminy.
-
-
2 Tantara 20:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia hoy izy: “Henoy tsara aho, ry Joda rehetra sy ry mponin’i Jerosalema, ary ianao koa ry Josafata Mpanjaka! Izao no tenin’i Jehovah aminareo: ‘Aza matahotra na mihorohoro noho io vahoaka be io, satria tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.+
-