FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 48:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ilay nampiasa ny anjeliny hamonjena ahy tamin’ny loza rehetra,+ mba tahio ireto zaza ireto.+

      Enga anie mba hantsoina eo amin’izy ireo ny anarako sy ny anaran’i Abrahama sy Isaka raiko,

      Ary enga anie ka ho lasa maro be eto ambonin’ny tany izy ireo!”+

  • Eksodosy 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Handeha eo alohanao ilay anjeliko,+ ary amin’ny andro hanaovako ampamoaka azy ireo, dia hosaziko noho ny fahotany izy ireo.”

  • Nomery 20:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nitaraina tamin’i Jehovah izahay,+ tamin’ny farany. Dia nihaino anay izy, ka naniraka anjely+ sy nitondra anay nivoaka avy tany Ejipta. Dia eto Kadesy izahay izao, eto amin’ilay tanàna eto an-tsisin’ny taninao.

  • Joda 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa rehefa nifamaly tamin’ny Devoly momba ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy na nanaratsy azy.+ Hoy mantsy izy: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara