FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa ianareo no nalain’i Jehovah sy nentiny nivoaka avy tao amin’ilay fatana fandrendrehana vy, izany hoe avy tany Ejipta, mba ho lasa fananany manokana*+ hoatr’izao androany izao.

  • Salamo 106:8-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Novonjen’Andriamanitra ihany anefa izy ireo noho ny anarany,+

      Mba hampahafantarana ny heriny.+

       9 Noteneniny mafy ny Ranomasina Mena, dia ritra.

      Nentiny namakivaky rano lalina toy ny mamakivaky tany efitra*+ izy ireo;

      10 Namonjy azy ireo teo an-tanan’izay mankahala azy izy,+

      Sady nanavotra azy teo an-tanan’ny fahavalo.+

      11 Saron’ny rano ny fahavalony,

      Ka tsy nisy tafavoaka velona* na iray aza.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara