FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia nisy rivotra nitsoka tampoka avy tamin’i Jehovah ka nitondra papelika avy tany an-dranomasina, ary nampilatsaka an’izany nanodidina ny toby.+ Niparitaka teny amin’ny manodidina rehetra teny ny papelika. Feno papelika daholo àry teo amin’ny ilany sy ilany amin’ny toby, hatrany amin’ny lalana iray andro teo ho eo, ary tokotokony ho roa hakiho* avy eo amin’ny tany ny haavony.

  • Nomery 11:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Koa natao hoe Kibrota-hatava*+ ny anaran’ilay toerana, satria teo no nandevenana ny olona tia tena loatra ka naniry mafy hihinana sakafo hafa.+

  • Salamo 78:27-29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nandatsahany hena be dia be toy ny vovoka izy ireo,

      Dia vorona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina.

      28 Nalatsany tao amin’ny tobiny ireny,

      Nanodidina ny tranolainy.

      29 Dia nihinana izy ireo ary nambosibosika;

      Nomeny azy ireo izay niriny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara