FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Tsarovy ny andro sabata mba ho masina foana io andro io.+

  • Eksodosy 31:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Enina andro no azo iasana, fa sabata fitsaharana tanteraka kosa ny andro fahafito.+ Masina amin’i Jehovah ny Sabata, ka tsy maintsy hovonoina ho faty izay miasa amin’io andro io.

  • Eksodosy 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Levitikosy 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “‘Enina andro no azo iasana, fa sabata fitsaharana tanteraka kosa ny andro fahafito,+ sady fivoriambe masina. Aza manao asa na inona na inona, fa tokony ho sabata ho an’i Jehovah izany andro izany, na aiza na aiza ipetrahanareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara