-
Genesisy 32:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary hoy i Jakoba: “Ry Andriamanitr’i Abrahama raiko sy Andriamanitr’i Isaka raiko ô! Jehovah ô! Ianao no niteny tamiko hoe: ‘Miverena any amin’ny taninao sy any amin’ny havanao, fa hanao soa aminao aho.’+
-
-
Asan’ny Apostoly 7:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 ‘Izaho no Andriamanitry ny razambenao, ilay Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.’+ Dia tora-kovitra i Mosesy, ka tsy sahy nandinika akaiky kokoa.
-