-
Eksodosy 27:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Eo anoloan’ilay ridao eo akaikin’ny Tenin’ny Vavolombelona,+ ao amin’ny tranolay fihaonana, no hikarakaran’i Arona sy ny zanany lahy ny jiro, mba hirehitra foana eo anatrehan’i Jehovah ilay izy, manomboka amin’ny hariva ka mandra-paharainan’ny andro.+ Fitsipika tokony harahin’ny Israelita foana izany, ary harahin’ny taranak’izy ireo koa.+
-