-
1 Samoela 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Hoy anefa i Saoly tamin’i Samoela: “Izaho ange nankatò ny tenin’i Jehovah e! Nataoko izay nanirahan’i Jehovah ahy. Nentiko i Agaga mpanjakan’i Amaleka, ary naringako tanteraka ny Amalekita.+
-