FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+

  • Deoteronomia 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tokony haringanao* daholo ny firenena rehetra hataon’i Jehovah Andriamanitrao resinao.+ Aza miantra azy ianao*+ ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+

  • 1 Samoela 15:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mandehana àry, ka asio ny Amalekita+ ary aringano tanteraka+ izy ireo sy izay rehetra ananany. Aza avela hisy hiangana izy ireo* fa vonoy ho faty,+ na lehilahy na vehivavy, na ankizy na zaza, na omby na ondry, na rameva na ampondra.’”+

  • 1 Samoela 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy novonoin’i* Saoly sy ny olona anefa i Agaga sy ny tsara indrindra tamin’ny ondry aman’osy, ny omby, ny biby nohatavezina, ny ondrilahy, ary izay zavatra tsara rehetra.+ Tsy tian’izy ireo haringana tanteraka izy ireny. Naringany tanteraka kosa ny zava-drehetra tsy nisy dikany sy tsy nilaina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara