Deoteronomia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana ianao izao+ ary hiditra ao amin’ilay tany, dia halainao io tanin’ny firenena lehibe sy mahery noho ianao io.+ Misy tanàna lehibe sady misy manda manakatra ny lanitra* ilay izy,+ Deoteronomia 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
9 “Mihainoa, ry Israely ô: Efa hiampita an’i Jordana ianao izao+ ary hiditra ao amin’ilay tany, dia halainao io tanin’ny firenena lehibe sy mahery noho ianao io.+ Misy tanàna lehibe sady misy manda manakatra ny lanitra* ilay izy,+