-
Josoa 4:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Niakatra avy tao Jordana ny vahoaka tamin’ny andro fahafolon’ny volana voalohany. Dia nitoby tao Gilgala,+ tany amin’ny sisiny atsinanan’i Jeriko, izy ireo.
-