-
1 Mpanjaka 19:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa niarina i Elia dia nihinana sy nisotro. Ary nahazo hery izy, ka nandeha nandritra ny 40 andro sy 40 alina mandra-pahatongany tany Horeba, tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
9 Niditra tao anaty lava-bato+ izy rehefa tonga tany, ary natory tao nandritra ny alina. Dia niteny taminy i Jehovah hoe: “Inona no ataonao atỳ, ry Elia?”
-