Eksodosy 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Eksodosy 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”
12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”