Deoteronomia 31:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanendry an’i Josoa+ zanak’i Nona izy* avy eo sady niteny hoe: “Manàna herim-po ary mahereza,+ fa ianao no hitarika ny Israelita hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary hanampy anao foana aho.” Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Filipianina 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
23 Nanendry an’i Josoa+ zanak’i Nona izy* avy eo sady niteny hoe: “Manàna herim-po ary mahereza,+ fa ianao no hitarika ny Israelita hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary hanampy anao foana aho.”
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+