Eksodosy 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.” Josoa 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Manomboka androany, dia hasandratro eo imason’ny Israely rehetra ianao,+ mba hahafantarany fa hanampy anao aho,+ hoatran’ny nataoko tamin’i Mosesy.+
12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”
7 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Manomboka androany, dia hasandratro eo imason’ny Israely rehetra ianao,+ mba hahafantarany fa hanampy anao aho,+ hoatran’ny nataoko tamin’i Mosesy.+