Deoteronomia 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao,+ no hiditra any.’+ Ampaherezo* izy,+ fa izy no hitarika ny Israely handova an’ilay tany.” Deoteronomia 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tendreo hisolo anao i Josoa+ ka ampaherezo sy hatanjaho, satria izy no hitarika an’ity vahoaka ity ho any amin’ilay tany,+ amin’izay izy ireo ho afaka handova azy io.’
38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao,+ no hiditra any.’+ Ampaherezo* izy,+ fa izy no hitarika ny Israely handova an’ilay tany.”
28 Tendreo hisolo anao i Josoa+ ka ampaherezo sy hatanjaho, satria izy no hitarika an’ity vahoaka ity ho any amin’ilay tany,+ amin’izay izy ireo ho afaka handova azy io.’