-
Salamo 95:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa Andriamanitra tena miavaka i Jehovah;
Mpanjaka lehibe ambonin’ny andriamanitra rehetra izy.+
-
-
Salamo 97:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra manerana ny tany manontolo;
Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+
-