-
Eksodosy 18:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fantatro izao fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra i Jehovah,+ rehefa jerena izay nataony tamin’ireo nanao tsinontsinona ny vahoakany.”
-
-
1 Korintianina 8:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa na misy aza ireo antsoina hoe andriamanitra, na any an-danitra na eto an-tany,+ ary marina tokoa fa misy “andriamanitra” maro sy “tompo” maro, 6 amintsika kosa dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana ihany,+ dia ny Ray,+ izay niavian’ny zava-drehetra, ary ho azy isika.+ Ary tokana ihany ny Tompo, dia i Jesosy Kristy. Izy no nampiasaina mba hampisy ny zava-drehetra+ sy hampisy antsika koa.
-