Nahoma 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mihovotrovotra ny tendrombohitra noho ny aminy,Ary mitsonika ny havoana.+ Hanatrika eo izy ka hihozongozona ny tany,Sy izao tontolo izao ary izay rehetra eo aminy.+
5 Mihovotrovotra ny tendrombohitra noho ny aminy,Ary mitsonika ny havoana.+ Hanatrika eo izy ka hihozongozona ny tany,Sy izao tontolo izao ary izay rehetra eo aminy.+